Open Studio
MP3

Free to use on YouTube, TikTok, Reels — no Content ID claims. Tag @starsinger.ai when you do.

Falifaly fa nahazo ny tiana, By A. P

Creator
@cosmic_cedar_89
Afrobeats2:50September 24, 2026
0:00 2:50

Lyrics

[intro guitare électrique,,, voix masculin]

[couplet 1]
Falifaly sady ravoravo
Nahazo ny tiagna tegna nahazo
Isaoragna zanahary sy ny razagna
Eo ihany koa ny ray amandreny ts mba nijijy tambagna
Ka tonga antanagna soa amantsara ny vady vao
Na jusk antitry de mbola ho fitia vaovao

[intro accordéon]
Falifaly sady ravoravo
Nahazo ny tiagna tegna nahazo
Isaoragna zanahary sy ny razagna
Eo ihany koa ny ray amandreny ts mba nijijy tambagna
Ka tonga antanagna soa amantsara ny vady vao
Na jusk antitry de mbola ho fitia vaovao

[pont]
Ka tsy hay ny ts haneho hafaliagna
Faly sy ravo satria nahazo vadiagna
Ka enganie haharitra ny tonkatrano
Ary ho ela velona ny mpivady vao

[intro pan flûte]
[refrain]
Arabaina ny mpivady vao
Ka mirary ianareo mba tsy hifandao
Hifameno sy hifampihaino hatrany
Ka ho tokatrano ahitana ny mamy
Ary rariana koa ianareo roa
Hiteraka fitolahy sy fitovavy koa
Ho tratra antitra avokoa anie ianareo
Hifandefitra hatrany fa tsy ho isy leo

[intro lead, guitare électrique]
[couplet 2]
Nantenaina Gidolen
Faly fa nahazo vady andefimandry
Gidolen benedict Frogelin
Tongasoa aty amin'ny fianakavianao vaovao
Ka ho ela velona tokoa ianareo roa
Ka haharitra ny tokatrano koa

[intro accordéon]
Nantenaina Gidolen
Faly fa nahazo vady andefimandry
Gidolen benedict Frogelin
Tongasoa aty amin'ny fianakavianao vaovao
Ka ho ela velona tokoa ianareo roa
Ka haharitra ny tokatrano koa


[pont]
Ho ambinina amin'ny fitadiavana
Ho tiambady sy tiankavana
Tokatrano feno hamy hatrany
Sy ho feno tsiky tsy lany

[refrain]
Arabaina ny mpivady vao
Ka mirary ianareo mba tsy hifandao
Hifameno sy hifampihaino hatrany
Ka ho tokatrano ahitana ny mamy
Ary rariana koa ianareo roa
Hiteraka fitolahy sy fitovavy koa
Ho tratra antitra avokoa anie ianareo
Hifandefitra hatrany fa tsy ho isy leo

[guitare électrique rock]

Want to make Afrobeats yourself? See how Star Singer compares to Suno and Udio for AI Afrobeats generation.

Make a Afrobeats like this with AI

Generate your own AI Afrobeats song in 90 seconds — first one free, monetizable with a credit, vertical music video included.

Make an AI Afrobeats song → Open Studio

FAQ

Who made "Falifaly fa nahazo ny tiana, By A. P"?

"Falifaly fa nahazo ny tiana, By A. P" was made by @cosmic_cedar_89 on Star Singer, where anyone can write and sing an original song with AI.

What genre is Falifaly fa nahazo ny tiana, By A. P?

Falifaly fa nahazo ny tiana, By A. P is Afrobeats.

Can I listen to "Falifaly fa nahazo ny tiana, By A. P" for free?

Yes. "Falifaly fa nahazo ny tiana, By A. P" streams free on Star Singer — no subscription required. You can also make your own: one AI song a day is free, extra songs with a lyric video are $1.99, a lip-synced music video starring you is $19.99, and cinematic videos start at $2.99.

Can I create my own AI song?

Yes. Star Singer lets you create AI-generated songs and music videos. Clone your voice, pick any style, and generate original music. Listening is free and unlimited, and one song a day is free to make — no subscription.

Make an AI Afrobeats song →