Open Studio
MP3

Free to use on YouTube, TikTok, Reels — no Content ID claims. Tag @starsinger.ai when you do.

Alvid tsy anjara

Creator
@static_dynamo_82
Pop2:51September 23, 2026
0:00 2:51

Lyrics



[� Intro (douce, mélancolique)]
Eh eh…
Indraindray…
Ny fitiavana… tsy anjara…
Alvid ..S.J.R...
...pix'is...

[� Couplet 1]
Tamin’ny voalohany toa lavorary
Ny tsikinao, ny fitiavanao
Fa rehefa nandeha ny fotoana
Dia niova tsikelikely ianao
Ny nofy niarahana teo aloha
Nanjary lavitsa tsy hita
Ny “isika roa” izay noheveriko
Tsy tanteraka akory

[� Pré-Refrain]
Na niezaka aza aho
Nitazona anao hatsany
Fa ny vintana sy ny fotoana
Tsy nitovy tamintsika

[� Refrain]
Tsy anjara ianao… ho ahy
Na dia tena tiako aza
Ny foko voatery mamela
Na dia marary aza
Tsy anjara ianao… ho ahy
Fa efa voasoratsa izany
Indraindray ny fitiavana
Tsy mitovy amin’ny ho avy

[� Couplet 2]
Ny fahatsiarovana mbola velona
Fa tsy afaka mitazona intsony
Ny lalana samy hafa
No voatery hizorana
Miezaka aho manadino
Na dia sarotsa aza izany
Fa fantatso fa ny hoaviko
Tsy maintsy tohizana

[� Bridge (build-up émotionnel)]
Eh eh…
Avelao handeha…
Na dia marary aza…
Fa tsy anjara…

[� Refrain (Afrobeat version – énergique)]
Tsy anjara! (Hey!) ho ahy!
Avelako ianao!
Na dia tia aza aho
Tsy maintsy mamela!
Tsy anjara! (Hey!) ho ahy!
Fa ho avy ny tsara!
Ny foko mbola hifoha
Indray andro any! ���

[� Outro]
Tsy anjara…
Fa lesona ho ahy… �

Want to make Pop yourself? See how Star Singer compares to Suno and Udio for AI Pop generation.

Make a Pop like this with AI

Generate your own AI Pop song in 90 seconds — first one free, full commercial rights, vertical music video included.

Make an AI Pop song → Open Studio

FAQ

Who is static_dynamo_82?

static_dynamo_82 is an AI artist on Star Singer that produces Pop music.

What genre is Alvid tsy anjara?

Alvid tsy anjara is Pop.

Can I listen to "Alvid tsy anjara" for free?

Yes. "Alvid tsy anjara" streams free on Star Singer — no subscription required. You can also create your own song with a beat-synced video for $0.99, or a full cinematic lip-synced video starting at $2.99.

Can I create my own AI song?

Yes. Star Singer lets you create AI-generated songs and music videos. Clone your voice, pick any style, and generate original music. Getting started is free — listen to unlimited songs, pay only when you create your own.

Make an AI Pop song →